|
|
| | | | |
|
| Teny iditra (1/2) | 1 ranofotsy |
| Singan-teny | 2 rano, 3 fotsy |
| Sokajin-teny | 4 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
5 Rano monina iray manalaka ka manjopiaka be rehefa tazanina..
[1.1] |
| Fanazavàna teny anglisy |
[rano fotsy]
6 A word for riana.
[Provincial]
7 In Imerina it means the swollen waters covering the plains during the rainy season.. [1.2] |
| Fanazavàna teny frantsay |
[rano fotsy]
8 une brillante nappe d'eau, au-dessus de laquelle rien ne paraît; se dit des rizières inondées.
[1.3] |
| Ohatra |
9 Tahaky ny ranofotsy no fitsinjovana azy, kanjo tsy rano tsy akory, fa ny fahamasinana amy ny fanjambana amy ny Kelimalaza:
[2.48]
|
| Sampanteny |
|
| Teny iditra (2/2) | 11 Ranofotsy |
| Singan-teny | 12 rano, 13 fotsy |
| Sokajin-teny | 14 anaran-tsamirery (anaran-tany) [Fitanisana] |
| Fangi-bolantany | -17.6+48.6666667|-20.4+46.7666667|-21.4166667+43.9666667|-25.1166667+46.7 |
| Voambolana | 15 Haitoetany: tanàna |
| Fivaditsoratra | 16 ranofotsy, Ranofotsy, 17 tsofy rano |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/11/10 |
|